Tongasoa eto amin'ny hitika

Ny tranonkala hitika dia sehatra iray ahafahan'ny rehetra mizara sy mihaona amin'ny halalan'ny internet. Ivo iray mampisongadina ny fifanakalozana ity tranonkala ity, noho izany dia hasaina ianao hitsidika sy hamaky ireo pejy rehetra ato.

Ity tranonkala ity dia mifototra amin'ny fifanakalozana, fifanabeazana, fizara hevitra na fifanoroana hevitra, ... eo anivon'ny fiaraha-monina. Aza misalasala ary miresaka.

Farany, misorata anarana amin'ny tranonkala dia midira ao amin'ny tsaty.